KJV / Tranzlaty
5:2 And he opened his mouth, and taught them, saying,5:2 Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe:5:3 Blessed are the poor in spirit: for theirs is the kingdom of heaven.5:3 Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan’ny lanitra.5:4 Blessed are they that mourn: for they shall be comforted.5:4 Sambatra ny ory; fa izy no hampiononina.5:5 Blessed are the meek: for they shall inherit the earth.5:5 Sambatra ny malemy fanahy; fa izy no handova ny tany.5:6 Blessed are they which do hunger and thirst after righteousness: for they shall be filled.5:6 Sambatra izay noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.